Depuis que les autorités ont annoncé une plus grande implication des Centres de santé de base (CSB) et des cabinets médicaux libres dans la lutte contre le coronavirus, de nombreux patients, présentant toutes sortes de symptômes viennent se faire consulter. Faute d’équipements, de matériels et de médicaments, tous les centres de santé publics ou privés ne répondent pas toujours aux attentes des gens. Ceux-ci se voient parfois envoyés de centres en centres avant d’obtenir satisfaction.
Catégorie : À la une
-

VAOVAO – MINUTE FLASH 14 Jolay 2020
– CORONAVIRUS – Niampy roa ireo maty noho ny Covid-19, niampy 263 ireo mitondra ny tsimokaretina.– FIANGONANANA – Nodimandry ny pasitora Benjamin Rabenorolahy filohan’ny Fiangonana Loterana eto Madagasikara teo aloha– TOE-KARENA – Nambaran’ny Fitsarana avo momba ny lalàm-panorenana fa mifanaraka amin’ny lalàm-panorenana ny teti-bola nasiam-panitsiana -

CENTRE DE TRAITEMENT COVID-19 – Ou comment transformer des salles de classe et un gymnase en hôpitaux
Branle-bas de combat au Lycée technique professionnel d’Alarobia et au Palais des sports de Mahamasina. Les deux sites ne devraient pas à tarder à prendre part à la guerre contre le coronavirus. Les derniers coups de pinceaux et les derniers aménagements sont en cours pour en faire des centres de traitement, de fortune peut-être, mais dignes d’un hôpital pour accueillir les malades de la Covid-19. L’inauguration devrait avoir lieu courant de la semaine.
-

ETAT D’URGENCE SANITAIRE – Une matinée de confinement à Ambohipo : bruyante, animée et pleine de vie
Il y a des quartiers où, malgré les mesures et les directives gouvernementales, les commerces continuent d’ouvrir même si leurs produits ne sont pas considérés comme des produits de première nécessité et leurs services ne figurent pas sur la liste des services essentiels. Ambohipo en fait partie. Dans ce quartier, les matinées se suivent et se ressemblent presque : bruyantes, animées et pleines de vie. Les commerces, essentiels ou pas, y sont ouverts.
-

DR LAMINA ARTHUR RAKOTONJANABELO : « Rehefa mitondra ny tsimokaretina ny 60 na ny 70%-n’ny mponina eo amin’ny toerana iray dia mihena ho azy ny valanaretina »
Ankoatra ny fametrahana fepetra isan-karazany namaliana bontana ny tsimokaretina coronavirus tany Toamasina dia azo lazaina fa anisan’ny nampihena ny tahan’ny valanaretina tany amin’iny faritra iny ny hamaroan’ireo olona heverina fa efa nahazo ka nitondra ny tsimokaretina. « Rehefa mitondra ny tsimokaretina ny 60 na ny 70%-n’ny mponina eo amin’ny toerana iray, na salama ivelany na marary izy ireo, dia mihena ho azy ny valanaretina », hoy ny Dr Lamina Arthur Rakotonjanabelo, Talen’ny kabinetran’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka.Raha ny nambaran’ity tompon’andraikitra ity dia mizotra mankany amin’izay lalana izay ny eto Antananarivo sy ny faritra Analamanga raha ny fahitana ny habetsaky ny olona efa nidiran’ny tsimokaretina. Na izany aza anefa, ilaina fehezina sy tohanana tsy hifindra any amin’ny faritra hafa ny tsimokaretina. Rehefa voahidy ao amin’ny faritra iray ny valanaretina dia tsy ahiana ny hitarany any amin’ny faritra hafa izay tsy mbola nahita tsimokaretina ny 90%-n’ny mponina. Raha toa ka tsy voafehy ny fivezivezen’ny tsimokaretina entin’ny olombelona dia ambony ny ahiahy mety hisian’ny valanaretina mafimafy any amin’ny faritra hafa.





