– CORONAVIRUS : 42 ireo voamarina fa mitondra ny tsimok’aretina, 21 kosa ireo sitrana
– ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN’NY RANOMASIMBE : Mpanjono madinika 100 000 no misedra olana
– RAHARAHA DR DANIEL RANDRIAMIARIVONJY : Mitaky ny hivoahan’ny marina ny fianakaviana
Catégorie : À la une
-

VAOVAO : Minute flash 08 Jona 2020
-

FANABEAZANA : Tsy noresahin’ny minisitra niala sy mpisolo toerana imasom-bahoaka ny « raharaha valo miliara »
Mbola hiresaka amin’ny tekinisianina ao amin’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena, sy ny fampianarana teknika ary arakasa ny minisitra mpisolo toerana, Béatrice Elia Assoumacou vao hitondra fanazavana mikasika ireo raharaha mafana sy fanontaniana iandrasam-baliny ao amin’ity minisitera ity. Ny alatsinainy maraina teo no natao ny famindram-pahefana teo aminy sy teo amin’ny minisitra teo aloha Rijasoa Andriamanana. Ity farany izay nanompana ny lahateniny tamin’ny fisaorana ireo mpiara-miasa aminy.
-

Fitakiana ireo Nosy kely manodidina an’i Madagasikara, mbola hitohy ny fifampiresahana amin’ny Lafrantsa
Mitohy ny fifampiresahana eo amin’i Madagasikara sy Lafrantsa momba ireo nosy kely manodidina an’i Madagasikara, hoy ny minisitra ny Raharaham-bahiny, Djacoba Liva Tehindrazanareivelo nandritra ny fotoana nanaovany tatitra manoloana ireo solombavam-bahoaka ny talata 02 jona lasa teo.
Anisan’ny fanontaniana nendrasan’ny solombavambahoaka valiny taminy ny tohin’ny dfdampiantsoana nataony tamin’ny masoivoho frantsay monina eto Madagasikara. -

La rencontre du secteur privé avec l’Etat en vue de l’élaboration du plan multisectoriel d’urgence
La rencontre du secteur privé avec l’Etat en vue de l’élaboration du plan multisectoriel d’urgence devrait se tenir cette semaine. Le milieu des affaires mise sur cette réunion pour voir plus clair dans les plans de l’Etat pour soutenir le secteur privé formel.
-

CORONAVIRUS : Déconfinement partiel jour 50
Antananarivo 08 Juin 2020Mahamasina : 8hBehoririka : 8h25Antanimena : 8h35Ankorondrano : 8h45 -

FETIN’NY FAHALEOVAN-TENA – Efa volana Jona saingy mbola mihisatra ny tsenan’ny sainam-pirenena
Mihena ny isan’ny mpividy sainam-pirenena. Na dia heverina fa hanetriketrika aza ny fanamarihana ny faha-60 taona niverenan’ny fahaleovan-tena dia toa mahatsapa fahalainana any amin’ireo olom-pirenena ireo mpanjaitra sy mpivarotra sainam-pirenena. Nampihena ny vokatra amboariny na nampitsahatra tanteraka ny famokarana sainam-pirenena mihitsy ny ankamaroan’izy ireo manoloana izany.
-

PODCAST – SOLIKA – Ho havaozina amin’ity taona ity ny lalàna mifehy ny fanafarana sy fitsinjarana izany
Manomana lalàna mikasika ny ny fanafarana sy ny fitsinjarana solika eto Madagasikara ny ministeran’ny angovo sy ny akoran’afo. Lalàna izay hampisy fisokafany kokoa hoan’ireo izay te hanafatra sy hitsinjara solika eto amin’ny Nosy. Manazava ny ministra Christian Ramarolahy fa ho atolotra eto anivon’ny antenimieram-pirenena amin’ny fivoriana ara-potoana faharoa amin’ity taona ity izany.
-

PODCAST – FANATANJAHAN-TENA – Ahemotra amin’ny 2021 ny fanamboarana kianja fanaovam-baolina vaovao miisa 30
Kianja filalaovam-baolina miisa 30 no tokony ho naorina tamin’ity taona ity saingy ahemotra amin’ny taona 2021 ny fanamboarana azy noho ny valan’aretina coronavirus hoy ny minisitry ny Fanatanjahantena sy ny tanora, Tinoka Roberto Raharoarilala, nandritra ny fanolorany ny tatitry ny minisiterany manoloana ny solombavambahoaka. Kianja fanaovam-baolina miisa 30 ihany koa no efa manomboka ny fanamboarana azy ami’izao fotoana izao raha ny nambarany ihany
-

« Vonjy aina no atao any amin’ireo faritra iharan’ny tazomoka », hoy ny minisitry ny Fahasalamam-bahoaka
Tsy ny coronavirus ihany no fahavalon’i Madagasikara fa mbola eo ihany koa ny tazomoka izay mbola mitohy mandripaka sy mamono olona. Hetsika vonjy aina no nataon’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka hifehezana izany areti-mifindra izany hoy ny minisitra Ahmad Ahmad.
-

? THINKBOOK LENOVO
Conçu pour les entreprises, pensé pour vous.Disponible chez Fly Technologies et chez nos revendeurs agréés