L’Etat tanzanien a dépêché, cet après-midi, un avion à Antananarivo pour récupérer les doses de Covid-organics offertes par Madagascar.
Catégorie : À la une
-

VAOVAO – MINUTE FLASH 08 MAY
– COVID ORGANICS : Mbola tsy nahazo fahazon-dalana ametrahana azy antsenam-bahoaka
– CORONAVIRUS : Averina atao fitsapana ireo olona 35 voalaza mitondra ny tsimok’aretina omaly 07 may
– FITATERANA MIVOAKA AN’ANTANANARIVO – Taxi-brousse miisa dimy tratra teny amin’ny Fasan-karana saika hivoaka an-tsokosoko araka ny tatitrin’ny polisim-pirenena
-

VAOVAO – MINUTE FLASH 07 MAY 2020
– CORONAVIRUS : Nahitana tranga vaovao 22 eto Antananarivo, 13 any Toamasina (01 ora tolakandro)
– CORONAVIRUS-TOAMASINA : Fitiliana 10 000 no nenjehana
– FITATERANA AN’HABAKABAKA : Mitohy hatramin’ny 15 jona ny fihatoan’ny zotra mampitohy an’ny Madagasikara sy Frantsa
-

FANARENANA NY TOEKARENA : Miandry vahaolana ny sehatra tsy miankina
Nohon’ny krizy ara-pahasalamana mianjady amin’ny firenena dia latsaka anaty lavaka lalina ny ankamaroan’ireo seha-piarihana. Tsy misy fidiram-bola intsony ireo mpandraharaha ka velon-taraina. Nanome toky anefa ny praiministra Christian Ntsay fa efa manao izay rehetra azo atao ny fanjakana.






