Catégorie : À la une

  • CORONAVIRUS : Hanomboka tsy ho ela ny fanampiana hoan’ireo marefo.

    CORONAVIRUS : Hanomboka tsy ho ela ny fanampiana hoan’ireo marefo.

    Mpamily fiara karetsaka, mpamily taxi-be, mpivaro-tena, beantitra,… Eo amin’ny dingan’ny fandraisana anarana ireo olona nosokajiana fa marefo izao ny fitondram-panjakana ahafahana mizara ny fanampiana nampanantenain’ny filoham-pirenena.

  • MPIVAROTRA ENY MAHAMASINA : MIVAROTRA NOHO NY TSY FISIANA

    MPIVAROTRA ENY MAHAMASINA : MIVAROTRA NOHO NY TSY FISIANA

    Amin’ity andro alakamisy ity (26 martsa 2020), izay andron’ny tsena isan-kerinandro ho an’i Mahamasina dia misy ireo mpivarotra nanohy ny asa fivelomany. Na dia miditra ao anatin’ny andro fahefatra amin’ny fihibohana aza Antananarivo dia mikiry mivarotra izy ireo nohon’ny tsy fisiana.
  • MINUTE FLASH : 26 MARS 2020

    MINUTE FLASH : 26 MARS 2020

    – CORONAVIRUS : Miampy efatra ny isan’ny olona mitondra ny tsimok’aretina;
    – FANDAHARANA MANOKANA MOMBAN’NY CORONAVIRUS : Afaka mandefa fanontaniana amin’ny filoham-pirenena ny malagasy;
    – FAHAZOAN-DALA MANOKANA HIVEZIVEZY : Aterina eny Andohatapenaka ny fangatahana.

  • VOKATRY NY FIHIBOHANA : Lasa mivarotra sakafo ny ankamaroan’ny mpivarotra

    VOKATRY NY FIHIBOHANA : Lasa mivarotra sakafo ny ankamaroan’ny mpivarotra

    Mpitana Taxiphone i Lala amin’ny andavan’andro. Noho ireo fepetra noraisin’ny fanjakana manoloana ny fihanaky ny aretina coronavirus dia nivarotra ovy indray izy, satria izay no azo atao amin’izao fotoana izao. Izany no ahafahana mamelona ny fianakaviana amin’izao fotoana fihibohana izao.

  • TSENA MORA : MANALEFAKA NY MPONINA NY FISIAN’NY TSENA

    TSENA MORA : MANALEFAKA NY MPONINA NY FISIAN’NY TSENA

    Misy ireo olona tsy afaka manangona sakafo hoan’ny roa herinandro, ka milahatra tsena mora eny anivon’ny fokontany. Miezaka mandamina azy ireo ny tomponandraikitra, na dia izany aza mbola misy ny tsy fifanarahana
  • VANF ANTRANONKALA-ONLINE – Reboisement Panoramix

    VANF ANTRANONKALA-ONLINE – Reboisement Panoramix

    La mort, ce 24 mars 2020, d’Albert Uderzo, créateur et dessinateur d’Astérix le Gaulois, remémore à chacun des «7 à 77 ans» son lot personnel de souvenirs. Les miens sont dans le treizième album, «Le Domaine des Dieux».

    L’histoire commence par une planche campant Jules César devant la maquette d’un futur lotissement résidentiel romain dans la forêt qui protège de la civilisation romaine le village des irréductibles Gaulois armoricains. Le conquérant de la Gaule raconte comment Vercingétorix, vaincu, déposa ses armes aux pieds du Glorieux Chef. Son entourage se regarda : «De qui parle-t-il ? – De lui. Il parle toujours de lui à la troisième personne». Un courtisan plus courtisan que tous les autres, complimenta alors Jules César : «Il est formidable !». L’Auguste s’étonna : «Qui ça ?». Le courtisan, déjà moins confortable : «Ben…Vous !». Le Grand Jules, déjà reparti vers les cîmes dont on l’a, un instant, distrait : «Ah !… Lui !».

    Le 21 mars dernier, Madagascar avait marqué la journée internationale des forêts, même si l’évènement fut occulté par l’irruption officielle du coronavirus. La campagne 2020 de reboisement, lancée à Firarazana-Ankazobe le 19 janvier, avait eu l’heur d’un compte-rendu dans Le Monde. Même si planter un million d’arbres en une journée relève davantage du Guinness des records que d’une politique forestière quinquennale ou décennale, l’urgence de la situation est indéniable : depuis 1960, Madagascar aurait perdu 44% de ses forêts naturelles dont près d’un million d’hectares de 2005 à 2013.

    Planter 60 millions d’arbres sur 40.000 hectares : un petit miracle dont auraient vraiment besoin la faune endémique menacée d’extinction, la terre arable emportée par l’érosion, le cycle asséché des précipitations. Un petit miracle qui, à moins d’avoir tout le temps et la patience de «L’homme qui plantait des arbres» de Jean Giono, ne se rencontre que dans «Le Domaine des Dieux» d’Uderzo et Goscinny. Le druide Panoramix a créé des glands de chêne magiques à pousse ultra-rapide : chaque nouvelle clairière dégagée par les esclaves numides redevenait aussitôt une forêt dense.

    Les forêts primaires de Madagascar partent en charbon, cultures sur brûlis, rondins de bois précieux, saignées pour nourrir sur des aires protégées une migration interne hors de contrôle, et place nette à l’exploitation minière.

    Il faut bien comprendre que les remèdes à base de plantes médicinales (rotra : contre le diabète ; fanazava : diurétique ; vahivoraka : amaigrissant ; voafotsy : immunostimulant ; satrikoazamaratra : cicatrisant ; ambiaty : hémostatique), les anti-paludéens traditionnels (tsihanimposa, hasina, sakarivohazo, veromanitra, tsilavindrivotro, menahelika, mandresy, voahirana, retsimilana, ampody, montana), et les futures molécules contre les H1N1, SARS, MERS, Covid-20, Covid-21, ne pousseront pas dans le désert. Nous avons besoin d’un Panoramix qui plante magiquement des arbres. De simples arbres, simplement des arbres.

  • TSY HITA ENY ANOSIBE NY VARY MAKALIOKA SY NY VARY GASY

    TSY HITA ENY ANOSIBE NY VARY MAKALIOKA SY NY VARY GASY

    Vary nafarana avy any ivelany no ankamaroan’ireo hita eny amin’ny tsenan’Anosibe ny andron’ny 25 martsa. Tsy dia hita firy raha ny filazan’ireo mpivarotra ny vary vokatra eto an-toerana toy ny makalioka sy ny vary gasy.
  • MARCHÉ D’ANDRAVOAHANGY : Organisation pendant le confinement

    MARCHÉ D’ANDRAVOAHANGY : Organisation pendant le confinement

    Andravoahangy 08h30. Suites aux mesures de confinement imposées par le gouvernement, les marchands s’organisent tant bien que mal pour faire fonctionner leur commerce.
  • MINUTE FLASH 25 MARTSA 2020

    MINUTE FLASH 25 MARTSA 2020

    Antananarivo 17h24
    -CORONAVIRUS : Ahitana mpitandro ny filaminana sy mpiasan’ny fahasalamana ireo fiara manokana miady amin’ny aretina coronavirus
    – ANTANANARIVO 25 MARTSA -2 ORA SY 26 MINITRA CORONAVIRUS : tsy nisy tranga vaovao
    – FIHIBOHANA : sarotiny ireo mpitandro ny filaminana

  • FIHIBOHANA ANDRO FAHATELO

    FIHIBOHANA ANDRO FAHATELO

    Antananarivo 25 martsa – Mbola maro ireo olona mifamezivezy eny an-dalana