Catégorie : À la une

  • MINUTE FLASH – 16 FEBROARY 2020

    MINUTE FLASH – 16 FEBROARY 2020

    MINUTE FLASH – 16 FEBROARY 2020 : IREO VAOVAO NISONGADINA TAMIN’ITY ERINANDRO ITY

    ANTENIMIERAM-PIRENENA : NOSOLOINA NY TOERAN’IREO DEPIOTE TSY NANAO NY ASANY.

    ALEXANDRE RAMALINGOM : MPILALAO VAOVAVO HANDRAFITRA NY BAREA

    TSENA : FIVOARAN’NY TOE-DRAHARAHA

    NOSY BE : NAVERINA NY SAMBO SUN PRINCESS

  • DAMA EN MODE JAZZ AU NOSY BE JAZZ FESTIVAL

    DAMA EN MODE JAZZ AU NOSY BE JAZZ FESTIVAL

    Un aperçu du show que Dama offrira au Nosy Be Jazz Festival du 10 au 16 avril prochain .
  • ORINASA KRAOMA, NANAIKY NY VAHAOLANA NAROSON’NY FANJAKANA NY MPIASA

    ORINASA KRAOMA, NANAIKY NY VAHAOLANA NAROSON’NY FANJAKANA NY MPIASA

    Tao aorian’ny hetsika fitakiana karama nataon’ny mpiasan’ny orinasa Kraomita Malagasy, ny alatsinainy 10 febroary lasa teo, dia nihaona tamin’ny minisitry ny Harena an-kibon’ny tany sy ny loharanon-karena stratejika, Fidiniavo Ravokatra ny solontenan’izy ireo ny 14 febroary teny Ampandrianomby. « Tsy afa-po tamin’ny dinika nifanaovana izahay », hoy i Dina Andrianirina, misolo tena ireo mpiasa. Nanambara kosa ny tenany fa eken’izy ireo ny vahaolana naroson’ny minisitra.
    Vahaolana maharitra no karohina hoy ny minisititra Fidiniavo Ravokatra mba hahafahan’ny orinasa

  • NOSY BE JAZZ FESTIVAL : UNE QUATRIÈME ÉDITION QUI PROMET

    NOSY BE JAZZ FESTIVAL : UNE QUATRIÈME ÉDITION QUI PROMET

    La quatrième édition du Nosy Be Jazz Festival se déroulera du 10 au 16 avril prochain. Un rendez-vous incontournable pour tous les amoureux de musique en général et du jazz en particulier. Les initiateurs du NBJF promettent un évènement riche en innovations.
    Des artistes de renommée internationale comme le saxophoniste américain Sulaiman Hakim, le prestigieux pianiste italien Kekko Fornarelli seront de la partie. Les jazzmen de la Grande île ne seront pas non plus en reste.

  • Le stylisme : un métier pour les hommes

    Le stylisme : un métier pour les hommes

    Les hommes ont une grande imagination en matière de création et de mode. Pour eux, ce métier n’est pas destiné exclusivement à la gent féminine. Les clichés veulent que la mode soit uniquement réservée aux femmes, pourtant, les hommes sont eux aussi bel et bien talentueux.
  • MINUTE FLASH – 15 FEBROARY 2020

    MINUTE FLASH – 15 FEBROARY 2020

    MINUTE FLASH – 15 FEBROARY 2020
    – Dimitry Caloin
    – Fanjifana ara-tsakafo
    – Doro ala

  • 97% DES ENFANTS DE MOINS DE 10 ANS NE SAVENT PAS LIRE

    97% DES ENFANTS DE MOINS DE 10 ANS NE SAVENT PAS LIRE

    97% des enfants de moins de 10 ans à Madagascar ne savent pas lire. C’est la triste réalité du secteur de l’éducation dévoilée par la Banque Mondiale, hier 13 février, lors de la présentation du « Mémorandum économique sur Madagascar. Marie-Chantal Uwanyiligira, Directrice résidente de cette institution à Madagascar, suggère que l’administration réagisse rapidement face à cette situation parce que des milliers d’enfants malgaches sont en danger.

  • TANTARAN’NY FAHA-MPANJAKA

    TANTARAN’NY FAHA-MPANJAKA

    Ho velomina eny Manjakamiadana ny tantaran’ireo mpanjaka izay nitondra nifanesy teto anivon’Imerina. « Tsy misy tena mahay ny endrik’ireo mpanjaka anefa fa izay mitovitovy endrika amin’izy ireo no horaisina hilalao ny tantarany », io no nambaran’ny Tale jeneralin’ny Kolotsaina, Francis Razafiarison. Misy nefa ireo mpandinika ny tantara izay tsy mitovy hevitra amin’izany satria siansa maripototra ny tantara.
    Misy araka izany ny fifantenana (casting) izao ataon’ny ministeran’ny Serasera sy ny Kolotsaina hisafidianana ireo mpisehatra.

  • BIEN-ETRE : LE YOGA POUR ETRE BIEN DANS SA PEAU

    BIEN-ETRE : LE YOGA POUR ETRE BIEN DANS SA PEAU

    Le yoga est une pratique en vogue. Selon ses pratiquants, c’est une philosophie de vie, une pratique spirituelle, un sport, qui permet de trouver une certaine harmonie dans le corps et l’esprit. Namasté
  • INDOSTRIA : HAMPITOMBOINA IREO « ZONES INDUSTRIELLES »

    INDOSTRIA : HAMPITOMBOINA IREO « ZONES INDUSTRIELLES »

    Anisan’ireo tanjona efatra goavana napetraky ny ministeran’ny Indostria, ny varotra ary ny asa tànana, ny fametrahana indostria iray isam-paritra amin’ity taona ity. Ao anatin’ny vina ny fampananana asa mendrika ny malagasy.
    Tsy azo iodivirana noho izany ny fametrahana ny antsoina hoe « Zone d’émergence industrielle » na ny ZEI. Atao anaty faritra voatokana izy ireny mba hampivondronana ireo indostria hapetraka.