LALÀNA – Ny fanolanana araka ny fehezan-dalàna famaizana
Tsy ny herisetra ara-nofo rehetra no sokajiana ho fanolanana, hoy ireo mpitsara sy mpahay lalàna nanontanian’ny www.2424.mg. Misy heloka hafa ihany koa voasokajy ho herisetra ara-nofo ao anaty fehezan-dalàna famaizana.
