FAHATSIAROVANA – Mby aiza ny lovan’ny tolom-panafahana tamin’ny taona 1947

Olom-pirenena vitsivitsy no nanontanianay ny heviny momba ny datin’ny 29 Martsa 1947 sy ny nentin’io daty io ho an’i Madagasikara sy ny Malagasy, ary ny mbola tokony hatao ho an’ny tena fahafahan’i Madagasikara.

Quitter la version mobile