Fanentanana momba ny « Autisme » anaty fiara fitateram-bahoaka sy ny zotra reziônaly Mitohy hatrany ny fanentana ny olompirenena amin’ny fampahafantarana ny « Autisme » eto Madagasikara. Misy fiaraha-miasa eo amin’ny sehatra tsy miankina sy ny « Autisme Madagascar » izay ho entina manatanteraka izany. Nandritran’ny valan-dresaka natao ho an’ny mpanao gazety tetsy amin’ny foibeny, etsy Mahatony Soavimasoandro no nanambaran’izy ireo fa fiara 90 mandeha amin’ny zotra reziônaly sy miasa amin’ny kaoperativa 163 sy 194 no anombohana ny hetsika ao anatin’ny herintaona. Tanjona ny ampahafantarana ny olana sedrain’ireo olona « autistes » izay manjifa ireny fiara iraisana ireny. Natao izany mba hiadiana amin’ny fanilikiliana mianjady amin’izy ireo.
FANENTANANA MOMBA NY « AUTISME » ANATY FIARA FITATERAM-BAHOAKA
Related Content
ENSEIGNEMENT – Des mesures transitoires pour accompagner l’application du nouveau programme d’études dans les classes d’examen
By
2424.mg Actualité & Reportages
7 octobre 2026
DÉFENSE – Madagascar et la France veulent poursuivre leur coopération militaire au service des populations et de la sécurité maritime
By
2424.mg Actualité & Reportages
7 octobre 2026
FONCTION PUBLIQUE – Le personnel administratif du ministère de l’Education réclame des indemnités de technicité à compter de juillet
By
2424.mg Actualité & Reportages
7 octobre 2026
DÉFENSE – La France prévoit de doter Madagascar d’une centaine de drones de surveillance,
By
2424.mg Actualité & Reportages
6 octobre 2026
EPIDÉMIE - Le Kenya signale un premier décès lié à Ebola, le défunt résidait en RDC et était arrivé à Nairobi via Kampala
By
2424.mg Actualité & Reportages
6 octobre 2026