FETIN’NY FAHALEOVANTENA – Mahamasina ora vitsy alohan’ny matso

FETIN’NY FAHALEOVANTENA - Mahamasina ora vitsy alohan'ny matso

Vao maraina dia efa maro ireo olona tonga teny Mahamasina namandrika toerana. Tao ireo naniry ny hitsidika ny toerana alohan’ny hanombohan’ny matso fankalazana ny faha-61 taonan’ny fiverenan’ny fahaleovan-tena. Tao ihany koa ireo mpitandro ny filaminana miomankomana hanao matso.

Quitter la version mobile