FIHIBOHANA : Miezaka ny mifandamina amin’ny fitsinjarana ny rano ireo fokontany

Maro ireo olona monina eto andrenivohitra no tsy manana rano any an-tokantrano ka tsy maintsy matsaka eny anivon’ny pompe. Amin’ny 12h00 anefa no farany fangalana izany rano izany, ka mifandamina araka izay vitany ny mponina.

Quitter la version mobile