Fitakiana ireo Nosy kely manodidina an’i Madagasikara, mbola hitohy ny fifampiresahana amin’ny Lafrantsa

Mitohy ny fifampiresahana eo amin’i Madagasikara sy Lafrantsa momba ireo nosy kely manodidina an’i Madagasikara, hoy ny minisitra ny Raharaham-bahiny, Djacoba Liva Tehindrazanareivelo nandritra ny fotoana nanaovany tatitra manoloana ireo solombavam-bahoaka ny talata 02 jona lasa teo.
Anisan’ny fanontaniana nendrasan’ny solombavambahoaka valiny taminy ny tohin’ny dfdampiantsoana nataony tamin’ny masoivoho frantsay monina eto Madagasikara.

Quitter la version mobile