FITATERANA AN-TANETY – Ireo fepetra noraisina eny amin’ny faritra mikatona amin’ny hafa

FITATERANA AN-TANETY – Ireo fepetra noraisina eny amin’ny faritra mikatona amin’ny hafa

Nanomboka omaly talata no mikatona tanteraka amin’ny faritra hafa ny faritra Analamanga, Atsinanana, Boeny, Sava ary ny distrikan’i Nosy Be. Mbola mahazo miditra eto Antananarivo ihany anefa ireo mpandeha avy lavitra raha manamarina anaty manifold fa efa niainga tany amin’ny faritra talohan’ny talata lasa teo.

Quitter la version mobile