FITATERANA : HO HAMAFISINA NY FAMPANARAHANA NY LALÀNA

FITATERANA – Nivory tao amin’ny biraon’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra ireo tompon’andraikitra rehetra voakasiky ny sehatry ny fitaterana anio, 06 desambra, mba handinihina ny mety ho fanatsarana ny tontolon’ity asa ity eto Madagasikara.

Quitter la version mobile