Herinandro latsaka, mialoha ny fiantombohan’ny fampihelezan-kevitra ny amin’ny Fitsapan-kevibahoaka, ny 27 may, dia nanambara ny talen’ny fampiofanana ara-pifidianana sy ny serasera eo anivon’ny Komity mpikarakara ny fifidianana (CENI), ny 24 aprily teny Nanisana, fa anjaran’ny governemanta ny mametraka ny tetibola rehetra ikarakarana ny fifidianana fa ny an’ny CENI kosa dia ny fikarakarana ara-teknika sy ny ara-materialy ihany. Tsy nahitana ny solotenan’ireo izay mampanao eny, na ireo izay mitsipaka ny fanovana ny Lalampanorenana kosa teny an-toerana nandritra ny fanaovana ny hatsapaka mahakasika ny filaharana eo amin’ny fandefasana horonam-peo amin’ny haino aman-jerim-pirenena.
FITSAPAN-KEVIBAHOAKA
Related Content
ENSEIGNEMENT – Des mesures transitoires pour accompagner l’application du nouveau programme d’études dans les classes d’examen
By
2424.mg Actualité & Reportages
7 octobre 2026
DÉFENSE – Madagascar et la France veulent poursuivre leur coopération militaire au service des populations et de la sécurité maritime
By
2424.mg Actualité & Reportages
7 octobre 2026
FONCTION PUBLIQUE – Le personnel administratif du ministère de l’Education réclame des indemnités de technicité à compter de juillet
By
2424.mg Actualité & Reportages
7 octobre 2026
DÉFENSE – La France prévoit de doter Madagascar d’une centaine de drones de surveillance,
By
2424.mg Actualité & Reportages
6 octobre 2026
EPIDÉMIE - Le Kenya signale un premier décès lié à Ebola, le défunt résidait en RDC et était arrivé à Nairobi via Kampala
By
2424.mg Actualité & Reportages
6 octobre 2026