FIVERENAN’NY MPIANATRA : Hentitra ny sekoly amin’ny fampanajana ireo fepetra ara-pahasalamana

Miezaka manaraka ireo fepetra napetraky ny fitondram-panjakana, mba hiarovana ny ankizy amin’ny fihanaky ny valan’aretina coronavirus ireo sekoly eto Antananarivo. Androany 22 aprily anefa dia misy ihany ireo toeram-pianarana mbola tsy vonona amin’ny fandraisana ireo mpianatra.
Quitter la version mobile