FOMBA FITENY – Inona ny maha samy hafa ny loza, ny antambo, ny voina, ary ny angano?

Loza amin’antambo, voin-kava-mahatratra, mahita angano. Tsy mifanalavitra ny hevitr’ireo teny ireo. Miankina amin’ny zava-mitranga anefa ny fampiasàna ny teny tsirairay. Fanazavana entin-dRasamoelina Jean Maurice, mpikabary.

Quitter la version mobile