Kianja Barea : Hezahina ho vitaina alohan’ny amin’ny 26 jona ny tapany voalohan’ny tetikasa

Mitohy ny asa fanavaozana ny kianjan’ny Mahamasina raha ny tatitra navoaka ao amin’ny pejy fesibokin’n’ny “Tetikasa Kianja Barea “ ny 14 aprily. Na dia misy aza ny fahataran’ny tetiandro napetraka dia nanao fanambarana ny tompon’andraikitra fa hezahina ny ahafahana mampiasa ny kianja amin’ny fankalazana ny faha 60 taona niverenan’ny fahaleovantena.

Quitter la version mobile