KOLONTSAINA – Rehefa tantaraina an-tsary ny angano sy ny arira

KOLONTSAINA – Rehefa tantaraina an-tsary ny angano sy ny arira

Te hamerina indray ny angano hanana ny lanjany sy ny lazany ary ny hasiny eo amin’ny kolontsaina malagasy ny fikambanana Tsiloky. Fifaninana sary mitantara angano malagasy no heveriny fa lalana iray mety hahatongavana amin’izany. Arira no niantsoany ny hetsika ary nisy ireo tanora namaly ny antso.

Quitter la version mobile