ONIVERSITE ANTANANARIVO

Napetraka tamin’ny fomba ofisialy, ny 23 mey, ny filoha vaovao hitantana ny Oniversite an’Antananarivo, Mamy Ravelomanana. Nanambara arak’izany ny minisitry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Siantifika, Madeleine Félicitée REJO-FIENENA fa hohatsaraina ny kalitaon’ny fampianarana eny amin’ny Anjerimanontolo. Isan’izany ny fanamboarana fotodrafitrasa toy ny « campus » vaovao any amin’ny faritra.

Quitter la version mobile