SERANAM-PIARAMANIDINA IVATO : NITANDAHATRA IREO MPANDEHA TONGA AVY ANY IVELANY SY HIVOAKA AN’I MADAGASIKARA

Andro farany, 19 martsa, mialoha ny hikatonan’ny habakabaka malagasy amin’ireo sidina avy any amin’ny firenen-drehetra maneran-tany. Io fanampahan-kevitra io moa no noraisin’ny fanjakana malagasy hiarovana amin’ny fidiran’ny Coronavirus eto amintsika.
Nitandahatra noho izany ireo mandeha na ireo niditra ny sisintany na ireo nivoaka an’i Madagasikara.

Quitter la version mobile