– VALANARETINA – Olona roa no namoy ny ainy noho ny tsimokaretina coronavirus, 60 ireo tranga vaovao.
– FIAROVANA AMIN’NY COVID-19 – 70 ireo olona voasazy noho ny tsy fanaovana aron-tava, mpamily sy mpamily mpanampy 78 no notazonin’ny polisy ary fiara 39 no nampidirina anaty valam-pamonjana
– HETSIKA FITAKIANA – Nitokona ireo mpianatra ho mpitsabo mianatra asa eny amin’ny hopitaly Ravoahangy Andrianavalona
Étiquette : Coronavirus
-

DECONFINEMENT PROGRESSIF – Maintien des mesures sanitaires à Analamanga, assouplissement pour les districts de Toamasina I et II ainsi que Moramanga et Fénérive Est
Antananarivo, 28 Juin, 20h50 – Les autorités maintiennent les mesures de déconfinement progressif et allègent les mesures pour les quatre districts de l’Est
?Région d’Analamanga : aucun changement en général, mais mise en oeuvre plus stricte des mesures :
?Les heures de maintenues jusqu’à 17h, sauf pour les personnes ayant des maladies chroniques qui ne doivent pas travailler, une discussion tripartite en ce sens est engagée au niveau du secteur privé
?Transport public opérationnel jusqu’à 19h, avec respect strict des mesures de distanciation sociale
?Maintien du couvre-feu de 22h à 4h?Districts de Toamasina I et II, Moramanga et Fénérive Atsinanana : quelques changements
?Les horaires de travail s’étendent jusqu’à 17h,
?Les transports en commun urbains opérationnels jusqu’à 19h
?Reprise des cours des élèves des classes d’examen à partir de ce jeudi, dans le respect des mesures sanitaires et d’hygiène
?Maintien du couvre-feu de 22h à 4h?Mesures communes pour Analamanga, Toamasina I et II, Moramanga, Fénérive Est
?Les lignes nationales restent fermées, renforcement des barrages sanitaires à l’entrée et à la sortie de ces zones?Mesures communes au reste du pays
?Interdiction des rassemblements de plus de 50 personnes,
?Fermeture des bars, des lieux réunions publiques, des sites sportifs,
?Les vols domestiques restent suspendus -

VAOVAO – MINUTE FLASH 25 JONA 2020
– CORONAVIRUS – 18 tamin’ireo 42 voalaza fa mitondra ny tsimokaretina coronavirus androany alakamisy no marary mafy– RAHARAHAM-PANJAKANA – Tokony hampitoviana ny kara-pokontany manerana ny Nosy hoy ny filan-kevitry ny minisitra– FANAMARIHANA TSINGERIN-TAONA – Haseho ampahibemaso mandritra ny matson’ny 26 Jona ireo rafitra vaovao eo anivon’ny foloalindahy -

VAOVAO – MINUTE FLASH 24 JONA 2020
INDOSTRIA – Hatsangana alohan’ny faran’ny taona eto Madagasikara ny orinasa manambatra fiaraVALANARETINA – Niampy iray ny matin’ny coronavirus, 63 ny tranga vaovao voamarina fa mitondra ny tsimokaretinaFAHA-60 TAONAN’NY FAHALEOVAN-TENA – Efa mikenonkenona ny mpikarakara, madio tanteraka Analakely sy ny manodidina, manao famerenana ny andian-tafika -

VAOVAO – MINUTE FLASH 22 JONA 2020
– VALANARETINA – Niampy iray ireo namoy ny ainy vokatry ny tsimokaretina coronavirus
– TETIKASA MARSHALL – Nampahafantatra ireo fotodrafitrasa hamboarin’ny fanjakana ka iantsoany ireo mpisehatra amin’ny taotrano sy asa vaventy ny fitondram-pankjakana
– FIAROVAM-PIRENENA – Andian-tafika vaovao maromaro no apetraka amin’ity taona ity hoy ny ministra -

SITUATION D’URGENCE – Le secteur privé réclame un plan de survie
« Survivre d’abord, relancer après ». Le message du secteur privé est clair. Les entreprises ne veulent pas seulement d’un report des échéances des impôts, elles veulent carrément une annulation de leur paiement. Elles ne se contenteront pas des prêts avec un taux d’intérêt de moins de 10%, elles souhaitent être subventionnées. Et celles à qui l’Etat doit de l’argent veulent être payées. Les travailleurs, eux aussi, se joignent au patronat pour demander des aides d’urgence. Le ton est donné à moins d’une semaine de la deuxième rencontre avec les chefs de l’Exécutif.
-

VAOVAO – MINUTE FLASH 19 JONA 2020
– VALAN’ARETINA – Niampy 40 ny isan’ireo voamarina fa mitondra ny tsimokaretina coronavirus– FITATERANA – Hanatitra Eoropeanina sy Frantsay any La Réunion indray ny orinasa Tsaradia amin’ny sabotsy 20 Jona– LALANA SY SERASERA – Notazomin’ny Antenimieran-doholona ny fandrarana ny famoahana ny resaka sy ny hevitra tapaka tao anatina fivoriana tsy azon’ny besinimaro atrehina



