FIATREHANA NY FAHAMEHANA ARA-PAHASALAMANA : Ilaina ny mitandrina mba hampitony ny saina hoy ny psychologue
Manoloana ny fahamehana ara-pahasalamana, misy ireo miasa saina, indrindra amin’ny fomba iatrehana azy. Araka ny nambaran’i Koloina Andrianilaina, psychologue clinicienne, izay natoninay, dia ny fahatonian-tsaina sy ny fahamalinana no ilaina voalohany indrindra entina miatrika ny toe-draharaha misy eto amin’ny firenena ankehitriny. Rehefa malina dia mora kokoa ny miatrika ny asa izay atao andavanandro.
Étiquette : Coronavirus
-

PODCAST – FIATREHANA NY FAHAMEHANA ARA-PAHASALAMANA : Ilaina ny mitandrina mba hampitony ny saina
-

VAOVAO – MINUTE FLASH 25 MAY 2020
– CORONAVIRUS : Olona 15 hafa mitondra ny tsimok’aretina, dimy ireo sitrana
– CORONAVIRUS : Hidina any Toamasina indray ny Filoha Andry Rajoelina rahampitso
– FIAROVANA AMIN’NY CORONAVIRUS : Mitsahatra ny fitaterana olona mampitohy ny faritra Androy sy ireo faritra hafa -

PODCAST : KAOMPANIA TSARADIA – Mbola afaka nitazona ireo mpiasa rehetra hatreto
Na dia efa miroso amin’ny fanesorana mpiasa aza ireo kaompaniam-pitaterana an’habakabaka maro maneran-tany nohon’ny fijanonan’ireo sidina rehetra vokatry ny valan’aretina Coronavirus dia mbola afaka nitazona ny azy ihany ny kaompania Tsaradia. Manantena ny fisokafan’ny lanitra nefa izy ireo mba hahafahana manohy izany.
-

VAOVAO – MINUTE FLASH 22 MAY 2020
– CORONAVIRUS : Niampy 43 ireo mitondra ny tsimok’aretina, efatra kosa ireo sitrana
– KIANJA MASOANDRO : Voahaja ireo fepetra fiarovana ny vakoka hoy ny ministry ny serasera sy ny kolontsaina.
– CORONAVIRUS : Manandrana mamonjy toeran-kafa ny mponin’i Toamasina sasany





