Niverina namonjy sekoly ireo mpianatra hanala fanadinana rehefa nisy fihatoana nandritra ny herinandro maromaro nohon’ny valan’aretina Coronavirus. Misy noho izany ny fikorontanan’ny tetiandrom-pampianarana. Raha ny mahakasika ny fanatanterahana ny fanadinam-panjakana dia nanazava ny amin’ny mety hihemoran’izany na tsia i Rijasoa Josoa Andriamanana, minisitry ny Fanabeazam-pirenena, ny fampianarana ara-teknika sy arak’asa.
Étiquette : Coronavirus
-

LUTTE CONTRE LE CORONAVIRUS : Don de Tambavy CVO pour la Tanzanie
L’Etat tanzanien a dépêché, cet après-midi, un avion à Antananarivo pour récupérer les doses de Covid-organics offertes par Madagascar.
-

FANARENANA NY TOEKARENA : Miandry vahaolana ny sehatra tsy miankina
Nohon’ny krizy ara-pahasalamana mianjady amin’ny firenena dia latsaka anaty lavaka lalina ny ankamaroan’ireo seha-piarihana. Tsy misy fidiram-bola intsony ireo mpandraharaha ka velon-taraina. Nanome toky anefa ny praiministra Christian Ntsay fa efa manao izay rehetra azo atao ny fanjakana.







