Étiquette : Coronavirus

  • CORONAVIRUS : Déconfinement partiel jour 17

    CORONAVIRUS : Déconfinement partiel jour 17

    – Mahamasina : 8h30

    – Ambohijatovo : 09h30

    – Betongolo : 09h40

    – Ambatomainty : 09h45

    – Ivandry : 10h15

  • ANTENIMIERAM-PIRENENA : Hivory ara-potoana eny amin’ny CCI ivato

    ANTENIMIERAM-PIRENENA : Hivory ara-potoana eny amin’ny CCI ivato

    Ny Centre de conférence internationale Ivato no nofinidin’ny Antenimieram-pirenena hanatanterahina ny fivoriana ara-potoanany voalohany amin’ity taona 2020 ity. Izany dia mba hahafahana mitandro ireo fepetra ara-pahasalamana rehetra amin’izao fisian’ny valan’aretina coronavirus izao.

  • FIATOHAN’NY FIASAN’NY TAXIBE : Nisy ihany ireo mpamily nanohy ny asany

    FIATOHAN’NY FIASAN’NY TAXIBE : Nisy ihany ireo mpamily nanohy ny asany

    Misy ireo taxibe izay niasa ihany, na dia teo aza ny fanambarana nataon’ny vondron’ny mpitatira, ny ampihato ny fiasan’ny taxibe, nohon’ny fatiantoka.
  • CORONAVIRUS : Déconfinement partiel jour 16

    CORONAVIRUS : Déconfinement partiel jour 16

    – Ampasampito : 9h

    – Ampasampito : 9h15

    – Ambatomainty : 9h30

    – Amboditsiry : 9h35

    – Andranobevava : 9h40

    – Marais Masay : 10h

    – Ankorondrano : 10h15

    – Ivandry : 10h20

  • FIHATOAN’NY TAXIBE : Nitsimbadika ny fandaharam-potoan’ireo olom-pirenena

    FIHATOAN’NY TAXIBE : Nitsimbadika ny fandaharam-potoan’ireo olom-pirenena

    Nanahirana ny fandehanana miasa sy fakenesana any am-pianarana, ary ny fodiana any antrano androany, hoan’ireo mpianatra sy mpiasa. Izany dia vokatry ny havitsian’ny taxibe, taorian’ny fanambarana nataon’ny vondron’ny mpitatitra omaly, 4 mai.
  • TOBIN-TSOLIKA GALANA : Manao famendrahana fanafody maimaim-poana ny fiaran’ny mpanjifa

    TOBIN-TSOLIKA GALANA : Manao famendrahana fanafody maimaim-poana ny fiaran’ny mpanjifa

    Ao anatin’ny ady atao amin’ny fihanaky ny valan’aretina Coronavirus dia manolotra famendrehana fanafody maimaimpoana amin’ny fiaran’ireo mpanjifa solika eny amin’ny tobin-tsolika ny Galana. Isa-maraina manomboka amin’ny 07 ora ka hatramin’ny 09 ora no hanatanterahina izany. Voakasik’izany ireo tobin-tsolika rehetra eto Antananarivo, Antsirabe ary Toamasina.

  • CORONAVIRUS : Déconfinement partiel jour 15

    CORONAVIRUS : Déconfinement partiel jour 15

    – Mahamasina : 8h30

    – Antaninarenina : 9h

    – Ambodivona 9h30

    – Ambatomainty : 9h40

    – Andranobevava : 9h45

    – Analamahitsy : 10h

    – Ivandry : 10h15

  • VOKATRY NY FIHIBOHANA : Nirongatra be ny fanimbana tontolo iainana

    VOKATRY NY FIHIBOHANA : Nirongatra be ny fanimbana tontolo iainana

    Nirongatra be indray ny fanimbana ny tontolo iainana nandritra ny vanim-potoanan’ny fihibohona hoy ireo fiaramonim-pirenena misehatra amin’izany. Nilaza kosa ny ministry ny tontolo iainana sy ny fampandrosoana maharitra Baomiavotse Vahinala Raharinirina fa efa fantatry ny fanjakana mialoha izany ary efa nisy ny fepetra noraisina.

  • DONS DE CVO POUR LA CEDEAO

    DONS DE CVO POUR LA CEDEAO

    LUTTE CONTRE LE CORONAVIRUS : Dons de Tambavy CVO de Madagascar pour les pays de l’Afrique de l’Ouest

    Madagascar apporte son soutien aux pays d’Afrique dans la lutte contre le coronavirus. La Grande île a fait une donation de 10 800 doses préventives et de 5 250 doses curatives de Covid Organics aux 15 Etats membres de la Communauté économique des Etats d’Afrique de l’Ouest (CEDEAO). Le ministre de la Défense nationale de la Guinée Bissau, Sandji Fati, représentant son pays et aussi les Etats de la CDEAO est venu récupérer les 118 cartons de Tambavy CVO offerts par l’Etat malgache.

  • CORONAVIRUS : Mbola misy ireo olona manohy fihibohana

    CORONAVIRUS : Mbola misy ireo olona manohy fihibohana

    Amin’izao fotoana izao, misy ireo olona no mbola misafidy ny hanohy ny fihibohana manoloana ny zava-misy. Tafiditra ao anatin’izany i Mbolatiana, mpivarotra iray izay milaza izy fa noho ny fisian’ny olona manana toe-pahasalamana marefo ao an-tokan-tranony no anton’izany.
    Eny anivon’ny toeram-pianarana ihany koa dia manambara fa manaja izay fanampahan-kevitra raisin’ireo ray aman-dreny ny amin’ny andefasany na tsia ny zanany hiverina an-tsekoly.