Étiquette : Coronavirus

  • Coronavirus : Déconfinement partiel jour 9

    Coronavirus : Déconfinement partiel jour 9

    – Andraisoro : 09h00
    – Météo : 9h10
    – Mahavoky : 9h20
    – Andohan’Analakely : 9h40
    – Isotry : 10h00
    – Analakely : 11h00
    – Behoririka : 11h15

  • TSY FANAOVANA ARO-VAVA : Namafa lalana ireo tratra

    TSY FANAOVANA ARO-VAVA : Namafa lalana ireo tratra

    Araka ny baiko nomen’ny filoham-pirenena Andry Rajoelina dia voasazy hanao asa hoan’ny daholo be na “travaux d’intérêt general” ireo rehetra tratra tsy manao aro-vava manomboka anio alatsinainy 27 aprily. Efa nisy ny “arrêté” navoakan’ny teo anivon’ny prefektiora mba ho fanatanterahana izany ka maro ireo tratra tsy nanara-dalàna teto Antananarivo sy ny manodidina.

  • Mpino silamo : Ramadany ao anaty fihibohona

    Mpino silamo : Ramadany ao anaty fihibohona

    Miroso hatrany ny fanatanterahana ny volana ramadany hoan’ireo mpino silamo manerantany na dia ao anaty fihibohona aza nohon’ny valan’aretina coronavirus. Raha ny eto amin’ny Mosquée 67 ha centre ouest ohatra dia efa noraisina avokoa ireo fepetra rehetra hisorohana ny fiparitahan’ny aretina.

  • Sekoly tsy miankina – Misy ireo mbola tsy nahazo ireo fitaovana fidiovana sy fiarovana

    Sekoly tsy miankina – Misy ireo mbola tsy nahazo ireo fitaovana fidiovana sy fiarovana

    Ny talata hariva (21 aprily) no tonga teny anivon’ny Cisco, raha ny manodidina ny faritanin’Antananarivo, ireo fitaovana fidiovana sy arovava ampiasain’ireo mpianatra hanala fanadinana miverina an-tsekoly hoy i Marcellin Tsarasidy, talean’ny ofisy nasionaly misahana ny fampianara tsy miankina amin’ny fanjakana. Nanambara noho izany izy, androany 27 aprily, fa misy ireo sekoly tsy miankina no tsy nahazo izany.

  • DECONFINEMENT PARTIEL – JOUR 8

    DECONFINEMENT PARTIEL – JOUR 8

    – Mahamasina : 9h
    – Analakely : 9h15
    – Petite vitesse : 9h25
    – Isotry : 9h30
    – Behoririka : 10h
    – Andraharo : 10h40
    – Ankorondrano : 11h
  • DECONFINEMENT PARTIEL – JOUR 6

    DECONFINEMENT PARTIEL – JOUR 6

    – Andravoahangy : 10h30
    – Petite vitesse : 10h45
    – Ambodin’Isotry : 10h55
    – Analakely : 11h10
    – Behoririka : 11h15
    – Ankorondrano : 11h25
    – Ivandry : 11h30

  • NANISANA : MISOKATRA HATRAMIN’NY HERINANDRO NY TSENAN’NY MPIOMPY

    NANISANA : MISOKATRA HATRAMIN’NY HERINANDRO NY TSENAN’NY MPIOMPY

    Nosokafana omaly, 24 aprily, teny amin’ny toerana misy ny MPE na Malagasy Professionels de l’Elevage eny Nanisana ny tsenan’ny mpiompy izay haharitra herinandro. « Entina hanampiana ireo mpisehatra amin’ny fiompiana, izay nisedra olana nohon’ny fihibohana moa izao hetsika izao », hoy ny nambaran’ny tompinandraikitra ao amin’ny MPE.

  • TONTOLON’NY ASA : Ny tsara ho fantatra amin’izao fahamehana ara-pahasalamana izao

    TONTOLON’NY ASA : Ny tsara ho fantatra amin’izao fahamehana ara-pahasalamana izao

    Amin’ny izao fotoanan’ny fahamehana ara-pahasalamana izao dia maro ireo disadisa mety hisy eo anivon’ny mpiasa sy ny mpampiasa. Tsara ny mahafanatatra ny lalana mifehy ny asa mba ahafahana miharo ny zon’ny tsirairay. Manazava izany indrindra i Ando Ny Aina Rasolonjanahary, conseiller juridique.
  • FIZARANA COVID ORGANICS : Maro ireo liana sy te ho salama

    FIZARANA COVID ORGANICS : Maro ireo liana sy te ho salama

    Anisan’ny zava-dehibe ny fikajiana ny fahadiovana, entina hiadina amin’ny mety ho trangan’aretina, fa indrindra ny coronavirus. Misy araka izany ireo fepetra tokony arahina mahakasika ny fitaovana ampiasaina, rehefa maka ny tambavy covid organics eny anivon’ny mpitsinjara ny tsirairay.

  • FFKM : Manan-tsafidy ireo fiangonana ny amin’ny fisokafan’ny fiangonana

    FFKM : Manan-tsafidy ireo fiangonana ny amin’ny fisokafan’ny fiangonana

    Araka ny fanambaran’I Pastora Dr RAKOTONIRINA David, manan-tsafidy ireo fiangonana ny amin’ny hisokafana na tsia ny fiangonana. Tsy manana olana ny amin’ny fanam-pahan-kevitra mahasoa hitan’ireo fiangonana tsirairay mahasoa izy fa kosa manaja ireo fepetra ara-pahasalamana mipetraka hisorahana ny valan’aretina coronavirus.