– Anosy:10h30
– Isotry :12h
– Antananimena: 12h15
– Analakely: 12h15
– Behoririka : 12h30
– Ankorondrano : 13h45
Étiquette : Coronavirus
-

DECONFINEMENT PARTIEL – JOUR 5
-

FIZARANA COVID ORGANICS ANY AN-TSEKOLY – Tsy terena hisotro ireo mpianatra
Nitarika resabe tamin’ny tambazotran-tserasera ny fizarana ny Covid organics any an-tsekoly. Misy ireo ray aman-dreny no miahiahy ny amin’ny mety ho fiantraikan’ity tambavy ity amin’ny fahasalaman’ny zanany. Nanatona sekoly vitsivitsy izahay ahafantarana ny fandaminana apetrak’ireo tompon’andraikitra. -

FIVERENAN-NY TAXIBE MIASA : “Gel hydroalcoolique” 500 ml isaky ny telo andro no ampiasain’ny fiara iray
Niverina niasa nanomboka ny 22 aprily ireo fiara taxibe eto Antananarivo Renivohitra. Misy ireo lamina ara-pahasalamana napetraka mba iarovana ireo mpandeha. Raha araka ny nambaran’i Mampionona Ratolojanahary, “pointeur” amin’ny Zotra H mampitohy an’i Lazaina sy Ambodivona, ny 23 aprily, dia tsy maintsy tsinjaraina ilay gel “disinfectant” satria 500 ml isaky ny telo andro no omena ireo mpitatitra.
-

CORONAVIRUS : Le groupe SMTP au chevet du personnel soignant.
Convaincu de l’effort fourni par le personnel soignant dans la lutte contre le Coronavirus, le groupe SMTP (Société Malgache de Transformation de Plastiques) a tenu à faire un don pour les soutenir. Le Président Directeur Général du groupe en personne, Danil Ismaël, s’est déplacé, hier 22 avril, au CHU Andohatapenaka pour remettre 10.000 œufs frais aux responsables sanitaires du pays. -

CORONAVIRUS : Déconfinement Partiel Jour 4
Le « Tsenan’i Mahamasina » reprend timidement ses droits en ce jeudi 23 avril 2020. -

FIVERENAN’NY MPIANATRA : Hentitra ny sekoly amin’ny fampanajana ireo fepetra ara-pahasalamana
Miezaka manaraka ireo fepetra napetraky ny fitondram-panjakana, mba hiarovana ny ankizy amin’ny fihanaky ny valan’aretina coronavirus ireo sekoly eto Antananarivo. Androany 22 aprily anefa dia misy ihany ireo toeram-pianarana mbola tsy vonona amin’ny fandraisana ireo mpianatra. -

TAMBAVY CVO : Hahazo ny anjarany avokoa ny isan-tokantrano
Araka ny nambaran’ny filoham-pirenena Andry Rajoelina dia hozaraina hoan’ny Malagasy rehetra ilay Tambavy Covid Organics. Natomboka androany 22 aprily izany hoan’Antananarivo ka miaramila miisa 1 054 no nanatanteraka ny fizarana. -

FIVERENANA AN-TSEKOLY : Miahiahy ny amin’ny tsy fahavitan’ny programam-pampianarana ireo mpianatra
Manoloana ny fiverenan’ny mpianatra an-tsekoly, misy ireo ankizy no miahiahy ny amin’ny tsy hahavitan’ny programam-pampianarana satria fohy ny fotoana ianarana. -

Nouveau traitement médical : quid des essais cliniques ?
La production et la vulgarisation d’un nouveau traitement médical ou d’un médicament s’effectuent en plusieurs étapes. Avant de proposer une préparation à des usagers, il faut procéder à une série de tests dont les essais cliniques. Cette phase s’avère indispensable parce qu’elle est garante de l’efficacité du traitement.
-

Fitateram-bahoaka : hiasa ireo taxi be na dia ho mafy aza ny fepetra noraisina
Hiverina hiasa ireo taxi-be manomboka rahampitso 22 aprily. Manaiky ny fandaminana napetraky ny fitondram-panjakana ireo mpamily sy ireo mpanampy azy na dia mahatsapa aza izy ireo fa tsy ho mora izany. Ny eo anivon’ny Agences des transports terrestres (ATT) dia nanamafy fa hisy fanarahamaso ataon’ireo tompon’andraikitra mahakasika ny lamina napetraka mandritra ny 15 andro.