VAOVAO – MINUTE FLASH 16 JONA 2020
- TETI-BOLA NASIAM-PANITSIANA – Fito alina tapitrisa ariary no heverina hamaliana ny fitakian'ny sendikan'ny mpampianatra sy hanomezana tambin-karama ny mpiasan'ny ...
- TETI-BOLA NASIAM-PANITSIANA – Fito alina tapitrisa ariary no heverina hamaliana ny fitakian'ny sendikan'ny mpampianatra sy hanomezana tambin-karama ny mpiasan'ny ...
Ny orinasa madinika sy salantsalany, indrindra ireo orinasa tena madinika no nambaran'ny Fanjakana fa hisitraka ny fanohanana ho an'ny sehatra ...
- CORONAVIRUS : Betsaka noho ireo voamarina fa mitondra ny tsimokaretina ireo sitrana ho an'ny androany zoma - TOE-KARENA : ...
Le gouvernement tranche dans le vif. Le plan de soutien qu'il est en train de préparer met l'accent sur l'appui ...
Mitohy ny fifampiresahana eo amin'i Madagasikara sy Lafrantsa momba ireo nosy kely manodidina an'i Madagasikara, hoy ny minisitra ny Raharaham-bahiny, ...
Manomana lalàna mikasika ny ny fanafarana sy ny fitsinjarana solika eto Madagasikara ny ministeran'ny angovo sy ny akoran'afo. Lalàna izay ...
Des marchandises bloquées à Toamasina. Des produits d'exportation non contrôlés avant scellage des containers. Les investisseurs se sentent pénalisés depuis ...
L'appui au secteur privé formel est une priorité, estime André Beaumont, président de la Chambre de commerce et d'industrie France ...
Efa mijery izay mety handrindrana ny fanondranana ny vokatra lavanila sy jirofo ny fitondram-panjakana, hoy ny minisitry ny Indostria, ny ...
Tsy niresaka momba ny drafitra fanohanana ny sehatrasa marolafy ny ministry ny Fizahan-tany sy ny fitaterana ary ny famantarana ny ...
www.2424.mg est un site web promu par UNITED MALAGASY MEDIA, visant à produire des contenus de qualité aussi bien dans l'actualité quotidienne ou sous forme de reportages. Consultez la page dédiée pour plus d'informations.
En savoir plus
© 2018-2020 www.2424.mg - Une marque de UNITED MALAGASY Actualités et reportages à Madagascar.
© 2018-2020 www.2424.mg - Une marque de UNITED MALAGASY Actualités et reportages à Madagascar.