PODCAST – FAMATSIANA – Vary 1400 taonina no tonga ao Tolagnaro hanampiana ny Faritra Anosy
PODCAST - FAMATSIANA – Vary 1400 taonina no tonga ao Tolagnaro hanampiana ny Faritra Anosy hiatrika ny fiakaran'ny vidin'entana Hanamaivana ...
PODCAST - FAMATSIANA – Vary 1400 taonina no tonga ao Tolagnaro hanampiana ny Faritra Anosy hiatrika ny fiakaran'ny vidin'entana Hanamaivana ...
Manahy ny hahafaty ny orinasa misehatra eo amin'ny tontolon'ny taotrano sy ny asa vaventy ny Sendikan'ireo mpandraharaha eo amin'ny taotrano ...
Vitsy ny fiara mivezivezy, nihena ihany koa ireo fiaramanidina mandeha. Nidina noho izany ny fanjifana solika nandritra ny fihibohona. Raha ...
Mitotongana, izay no azo amehezana ny vidin’ny lavanila maitso amin’izao fotoana izao any Ambanja. 50 000 ariary no hividianan’ireo mpanangom-bokatra ...
- CORONAVIRUS : 44 ireo voatily fa mitondra ny tsimok’aretina, telo no sitrana - SOLIKA : Tsy hidina ny vidiny ...
Betsaka ireo orinasa misedra olana amin'izao fotoanan'ny fahamehana ara-pahasalamana izao. Misy amin'izy ireny no voatery nanajanona ny mpiasa sasany ao ...
Mbola tsy misy ny drafitra entina manarina ny toe-karena hoy ny Praiministra Christian Ntsay, androany 26 may teny Ivato. Mbola ...
Ho fiatrehana ny fikaton’ny lanitra hoan’ny mpandeha dia nanapa-kevitra ny hitatitra entana aloha ny kaompaniam-pitaterana an’habakabaka Tsaradia. Nanainga ny alahady ...
Mahatsiaro tsy mahita mangirana amin'ny fanohanana ny orinasa sy ny mpiasa tsy miankina amin'izao fisian'ny areti-mifindra covid 19 ny Fikambanam-ben'ny ...
www.2424.mg est un site web promu par UNITED MALAGASY MEDIA, visant à produire des contenus de qualité aussi bien dans l'actualité quotidienne ou sous forme de reportages. Consultez la page dédiée pour plus d'informations.
En savoir plus
© 2018-2020 www.2424.mg - Une marque de UNITED MALAGASY Actualités et reportages à Madagascar.
© 2018-2020 www.2424.mg - Une marque de UNITED MALAGASY Actualités et reportages à Madagascar.