VAOVAO – MINUTE FLASH 09 FEBROARY 2022
- LOZA VOAJANAHARY : Tafiakatra 92 ny isan’ny maty taorian’ny fandalovan’ny rivodoza Batsirai ka tany amin’ny distrikan’Ikongo ny 71 amin’ireo, ...
- LOZA VOAJANAHARY : Tafiakatra 92 ny isan’ny maty taorian’ny fandalovan’ny rivodoza Batsirai ka tany amin’ny distrikan’Ikongo ny 71 amin’ireo, ...
- LOZA VOAJANAHARY : Tafakatra ho 29 ireo maty, maherin'ny 91.000 ny traboina taorian'ny fandalovan'ny rivo-doza Batsirai teto Madagasikara - ...
LOZA – Tafiakatra 20 ny isan’ireo namoy ny ainy, 69 102 ireo olona nafindra toerana taorian’ny fandalovan’ny rivodoza Batsirai FAMPIANARANA ...
- TOETRANDRO - Nahazo filazana loza mitatao ny faritra maromaro any Atsinanana sy afovoan-tany, tany amin’ny 403 Km atsinanana somary ...
LOZA MANAMBANA - Traboina miisa 5 000 mitoby anaty tranolay no hafindra amin'ny toerana azo antoka mialoha ny fahatongavan'ny rivodoza ...
- TOETRANDRO : Hiditra an-tanety eo anelanelan’i Vatomandry sy Mananjary ny Sabotsy 5 Febroary izao ny rivo-doza Batsirai izay hahery ...
- TOETRANDRO – Mety hahatratra hatramin’ny 40 degre celsius ny hafanana mandritra ny telo andro any anatin’ny faritra Menabe, Atsimo-Andrefana ...
-VALANARETINA : Niakatra ny isan’ny olona vaovao voamarina fa mitondra ny tsimokaretina coronavirus teo anelanelan’ny 22 hatramin’ny 28 Janoary -HERINARATRA ...
- FAMPIANARANA - Voatazona ho amin’ny alatsinainy 31 Janoary ny fidiran'ny mpianatra, ho hafainganina ny fikarakarana ireo sekoly simba sy ...
LOZA VOAJANAHARY – Toeram-pianarana miankina amin’ny fanjakana amam-polony eto Antananarivo no mampialoka traboina amin’izao fotoana izao ary mbola tsy voafaritra ...
www.2424.mg est un site web promu par UNITED MALAGASY MEDIA, visant à produire des contenus de qualité aussi bien dans l'actualité quotidienne ou sous forme de reportages. Consultez la page dédiée pour plus d'informations.
En savoir plus
© 2018-2020 www.2424.mg - Une marque de UNITED MALAGASY Actualités et reportages à Madagascar.
© 2018-2020 www.2424.mg - Une marque de UNITED MALAGASY Actualités et reportages à Madagascar.