VAOVAO – MINUTE FLASH 26 JANOARY 2022
- FOTODRAFITRASA – Miverina misokatra amin'ireo fiara vaventy mpitaona entana ny lalam-pirenena faharoa taorian'ny fametrahana tetezam-by teo amin'ny PK 108+600, ...
- FOTODRAFITRASA – Miverina misokatra amin'ireo fiara vaventy mpitaona entana ny lalam-pirenena faharoa taorian'ny fametrahana tetezam-by teo amin'ny PK 108+600, ...
- FAMPIANARANA : Mpampianatra tsy miankina amin'ny fanjakana maherin'ny 33.000 manerana ny Nosy no hahazo ny fanampiana ara-bola fanome isan-taona ...
- LOZA VOAJANAHARY : Miisa fito ireo maty ary maherin'ny 1.600 ireo traboina ao Moramanga taorian'ny ora-mikija ny alin'ny sabotsy ...
- FANAJARIANA NY TANAN-DEHIBE – Trano maromaro teo Morarano Alarobia manamorona ny lakan-dranon’Andriantany no narodan’ny Kaominana Antananarivo Renivohitra - TOETR’ANDRO ...
- FIAKARAN’NY RANO : Kaominina 11 eto Antananarivo sy ny manodidina no nahazo filazana loza manambana tamin’ny 1 ora tolakandro ...
FAMPIANARANA – Miato ny fampianarana an-tsekoly ho an’ireo toerana mahazo filazana fanairana mena noho ny haratsian'ny toetrandro LOZA VOAJANAHARY- Maherin’ny ...
LOZA VOAJANAHARY– Miisa 10 ireo namoy ny ainy, olona roa no naratra, ary manodidina ny 500 ireo olona nafindra toerana ...
- FANONDRANANA AN-TSOKOSOKO : Fantatra ireo olona roa ahiahiana ho atidoha nikotrika ilay fanondranana volamena tany Comores sy tany Afrika-Atsimo, ...
- FAMPIANARANA : Ny 18 hatramin'ny 28 Jolay ho avy izao no hanatanterahana ny fanadinana bakalorea ho an'ny taom-pianarana 2021-2022 ...
- FITSARANA : Tafaverina an-tanindrazana androany alakamisy ireo Malagasy roa voarohirohy tamin’ny fanondranana antsokosoko volamena tany Comores - FAHASALAMAM-BAHOAKA : ...
www.2424.mg est un site web promu par UNITED MALAGASY MEDIA, visant à produire des contenus de qualité aussi bien dans l'actualité quotidienne ou sous forme de reportages. Consultez la page dédiée pour plus d'informations.
En savoir plus
© 2018-2020 www.2424.mg - Une marque de UNITED MALAGASY Actualités et reportages à Madagascar.
© 2018-2020 www.2424.mg - Une marque de UNITED MALAGASY Actualités et reportages à Madagascar.