TENY MALAGASY – Inona no maha-samy hafa ny « MAIKA » sy « MAINKA »

TENY MALAGASY – Inona no maha-samy hafa ny « MAIKA » sy « MAINKA »

Maika sy dodona ery nefa toa vao mainka tara. Rahoviana no misy N ao anatin’ny Mainka ary rahoviana no Maika tsy misy N no ampiasaina. Mitondra fanazavana i Oliva Ramavonirina avy ao amin’ny Fioben’ny teny ao amin’ny Akademia Malagasy.

Quitter la version mobile