TSENA MAHAMASINA : NAFINDRA EO ANOSY NY AMPAHANY AMIN’IREO MPIVAROTRA

TSENA MAHAMASINA – Araka ny fanapahan-kevitra teo anivon’ny fiadidiana ny tananan’Antananarivo, dia nafindra vonjy maika etsy amin’ny zaridaina etsy Anosy, ireo mpivarotra teo amin’ny tsenan’Alakamisy Mahamasina mandritra ny fanamboarana ny Kianja Barea.

Quitter la version mobile