– SEHA-PIHARIANA : Manahy ny hivadihan’ireo mpamboly lavanila any Sava sy Analanjirofo ho mpitrandraka ala ny Fikaonandoham-pirenena momba ny fiarovana ny tontolo iainana (CNPE)
– HETSIKA : Nidina an-dalambe nitaky ny karamany volana Aprily ireo mpiasa mpandraharaha sy tekinika ao amin’ny Oniversite an’Antananarivo
– FANATANJAHANTENA : Nampanantena ny hiantohan’ny Fanjakana manontolo ny fanomanan’ny ekipam-pirenena malagasin’ny baolina lavalava sokajy vehivavy ny fiadiana ho tompon-daka maneran-tany ny Filoha Andry Rajoelina
