– ANGOVO – Tsy hiharan’ny fiakaran’ny vidin’ny herinaratra ireo orinasa madinika mampiasa herinaratra mitovy amin’ny mpanjifa tsotra raha tsy tafiditra anatin’ireo sokajy tena mandany be
– FANDRIAMPAHALEMANA – Olona efatra ahiana ho nandray anjara na niray tsikombakomba tamin’ny fandorana tanàna tao Ambohitriniandriana Ankazobe no maty voatifitra, tafakatra 38 ireo voasambotra.
– FANATANJAHAN-TENA – Lavon’i Madagasikara tamin’ny isa 102 noho 41 i Bénin
