VAOVAO – MINUTE FLASH 05 DESAMBRA 2022

– VALAN’ARETINA : Olona iray no namoy ny ainy vokatry ny covid-19
– FOTODRAFITRASA : Niatomboka ny sabotsy teo ny asa fanamboarana ny lalam-be mampitohy an’Antananarivo sy Toamasina
– BANKY IRAISAM-PIRENENA : Tonga mitsidika an’i Madagasikara ny Filoha lefitra Victoria Kwakwa
– BASKETBALL 3×3 : Voahosotra ho tompon-dakan’i Afrika ny Ankoay lehilahy

Quitter la version mobile