– FITANDROANA NY FAHITSIANA : Sazian’ny Banky iraisam-pirenena tsy ho afa-mandray ajara amin’ny asa vatsiany vola mandritra ny roa taona ny orinasa Colas
– FANABEAZANA : Mitohy hatramin’ny faha-16 Janoary ihany koa ny fialan-tsasatry ny mpianatra ao Vakinankaratra
– TETIKASA TELEFERIAKA : Navoaka taty ivelan’ny faritry ny Kolejy Masindahy Misely ny fanatontosana ny asa fitsirihana toe-tany hametrahana ny andry natao hitazona ny taribim-pitaterana
