– FANABEAZANA : Harotsaka avy hatrany ao anatin’ny kitapom-bolan’ny kaominina ny volan’ny fampisakafoana any an-tsekoly
– FAMPIANARANA AMBONY – Nihemotra ho amin’ny 25 Oktobra izao ny fidiran’ny mpianatra eny amin’ny Oniversiten’Antananarivo amin’ny taom-pianarana 2021-2022
– BAOLINA KITRA – Nanambara ny faniriany hanala an’i Raoul Rabekoto tsy ho filohan’ny FMF ny mpikambana sasantsasany eo anivon’ny Federasiona sy ny filohan’ny ligy sasantsasany
