– VALANARETINA : Tsy nisy namoy ny ainy noho ny Covid-19 omaly alahady, olona dimy no voamarina fa mitondra ny tsimokaretina coronavirus
– FOTODRAFITRASA : Manomboka ny asa fanarenana ny ampahany amin’ny lalàm-pirenena faharoa, orinasa mpanao lalana iray no efa miasa
– FANADINAM-PANJAKANA : Nilamina amin’ny ankapobeny ny andro voalohany nanatanterahana ny bakalorea teto Andrenivohitra

