– FANDRIAM-PAHALEMANA – Hiverina amin’ireo mpitandro filaminana ao antampo-tanànan’i Toamasina ireo « vigie ».
– FAHATAPAHAN-DALANA – Hisy fahatapahana ny lalam-pirenena faha-4 ny zoma 03 febroary 2023 manomboka amin’ny 06 ora maraina hatramin’ny 01 ora atoandro
– FAHASALAMANA – Atomboka any Marovoay « caravane médicale » handray an-tanana ireo niharam-boina tao aorian’ny fandalovan’ny rivodoza CHENESO
– BAOLINA KITRA – Hiady mafy ny hazoana ny laharana fahatelo amin’ny Chan ny Barea
