VAOVAO – MINUTE FLASH 10 DESAMBRA 2020

– FANDRIAM-PAHALEMANA – Polisy 1488 no hisahana ny fitandroana ny filaminana eto Antananarivo Rénivohitra mandritra ny fetin’ny faran’ny taona

– FANKASITRAHANA – Notolorana ny mari-boninahi-pirenena « Commandeur de l’ordre national » ny profesora Hanta Marie Danielle Vololontiana

– FILAMINAM-BAHOAKA – Hisy ny hetsika manokana miady amin’ny fanafihana tokantrano sy tranom-barotra any Toamasina

Quitter la version mobile