-FISORATAM-PANAMBADIANA : Nifanaiky ny hiara-dalana ho doria i Koloina “Rakool” Razafindranaivo sy i Mendrika Nasandratriniaina
-FIFIDIANANA – Ny 9 Novambra no eritreretin’ny. CENI hanatanterahana ny fiodinana voalohany ny filoham-pirenena ny 20 Desambra ny fiodinana faharoa
-FANADINAM-PANJAKANA : Maimaim-poana ny fisoratana anarana ho an’ireo mpiadina CEPE sy BEPC
-FIFAMOIVOIZANA – Hisy fahatapahana ny fifamoivoizana eto Antananarivo renivohitra eo anelanelan’ Ambohijatovo sy Anosy ny sabotsy 11 febroary
