– FITSARANA : Tafaverina an-tanindrazana androany alakamisy ireo Malagasy roa voarohirohy tamin’ny fanondranana antsokosoko volamena tany Comores
– FAHASALAMAM-BAHOAKA : Hisy fivarotam-panafody manokana eny anivon’ireo toeram-pitsaboana ny mararin’ny Covid-19 na CTC-19 hanalàna fahasahiranana ireo mpiandry marary
– DIPLOMASIA : Hitohy afaka herinandro vitsivitsy ny fifampiraharahana mikasika ny famerenana ireo Nosy malagasy na “Iles Eparses”, hoy ny ministry ny Raharaham-bahiny.
