– FIFANDRAISAN-DAVITRA : Nampitsahatra ny fitokonana ireo mpiasa mikamba ao amin’ny vondrona sendikalin’ny Paositra Malagasy
– ANGOVO : Efa manomboka mihatra tsikelikely ny vidin’ny herinaratra vaovao
– DIPLAOMASIA : Manatrika ny fivorian’ny Filoham-panjakana aty Afrika momba ny politikam-pamatsiam-bolan’ny Fikambanana iraisam-pirenena momba ny Fampandrosoana ny Filoha Rajoelina
