LOZA VOAJANAHARY– Miisa 10 ireo namoy ny ainy, olona roa no naratra, ary manodidina ny 500 ireo olona nafindra toerana vonjimaika, taorian’ny ora-nikija teto andrenivohitra ny alin’nh alatsinainy mifoha talata
HAMEHANA – Toerana maromaro eto Antananarivo no atokan’ny kaominina Antananarivo Renivohitra ipetrahan’ireo tra-boina ary misy laharana finday maitso roa azo antsoina noho ny hamehana.
FITATERANA AN’ HABAKABAKA – Iray andro mialohan’ny sidina no anaovana ny fitiliana Covid-19 eto Antananarivo, any Morondava ary any Sainte Marie
