FAMPIANARANA – Miato ny fampianarana an-tsekoly ho an’ireo toerana mahazo filazana fanairana mena noho ny haratsian’ny toetrandro
LOZA VOAJANAHARY- Maherin’ny 6.100 ny isan’ireo traboina efa namonjy ny toerana voatokana taorian’ny oram-be teto Antananarivo ny alatsinainy lasa teo
TONTOLO IAINANA – Zana-kazo miisa 50.000 sy voa milanja 500 kilao no nambolena sy nafafy androany alarobia tany Mahanoro ho fanokafana ny taom-pambolen-kazo 2022
