– VALANARETINA : Tsy nisy aina nafoy noho ny Covid-19 ny alahady 18 Jolay, roa fotsiny ny tranga vaovao
– FANADINAM-PANJAKANA : Mpiambina telo no tsy tonga tao amin’ny lycée Andohalo nandritra ny andro voalohan’ny fanadinana BEPC
– FANATANJAHAN-TENA : 13 ny handrafitra ny delegasiona malagasy ho any Tokyo hiatrika ny Lalao Olympika

