VAOVAO – MINUTE FLASH 21 MARTSA 2023

– TONTOLO IAINANA : Nankalazaina tany Ankazobe ny andro iraisam-pirenena ho an’ny ala
– FITATERANA – Hanomboka tsy ho ela ny fananganana ny fiantsonan’ny téléférika eo Anosy
– BAOLINA KITRA – Nigadona eto Madagasikara androany talata ny Centrafrique, i Dorian Bertrand sisa no andrasana hoan’ny Barea
– FIAKARAN-DRANO – Namoaka filazana loza manambana amin’ny lemak’Antananarivo lalovan’ny Sisaony ny APIPA

Quitter la version mobile