VAOVAO – MINUTE FLASH 22 MARTSA 2021

VAOVAO - MINUTE FLASH 22 MARTSA 2021

– VALANARETINA – Olona 4 no namoy ny ainy noho ny Covid-19, 132 ireo olona vaovao voamarina fa mitondra ny tsimokaretina coronavirus
– VALANARETINA- Hiato mandritra ny 15 andro ny fampianarana rehetra any amin’ny faritra Boeny manomboka rahampitso talata.
– FIFANINTSANANA CAN – Tonga any Bahir Dar ny barea, niatrika fanazaran-tena avy hatrany ny ekipa ny tolak’andro
Quitter la version mobile