– BASKETBALL – Resin’i Ferroviaro Da Beira tamin’ny isa 84 no ho 53 ny COSPN nandritra ny andro faharoan’ny Elite 16
– VAROTRA – Letisia 14 000 taonina no ho aondran’i Madagasikara mankany Eoropa amin’ity taom-pamokarana ity
-FANDIKATENY – Namoaka rakibolana Indoneziana – Malagasy ny masoivohon’i Indonezia eto Madagasikara.
– VAKINANKARATRA : Handray ny andiany fahaefatra amin’ny andro iraisam-pirenena ho an’ny faritra ny tanan’Antsirabe.
