– FANANANA – Mandinika momba ny fanavaozana eo amin’ny hetran-trano ny Filankevitra monisipalin’Antananarivo Renivohitra
– FITSABOANA – Fitaovana fanaovana fitiliana ny homamidan’ny nono miisa 22 no ho afaran’i Madagasikara amin’ity taona ity, hoy ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka
– ANGOVO – 15 MW no efa vokarina ao Farahantsana manomboka izao, izay hanampy ny famatsiana herinaratra ho an’ny tambazotra iraisan’Antananarivo, hoy ny Jirama